|
|
|
|

Teny iditra1 sikidy joria
Singan-teny  2sikidy, 3joria
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy. [1.1]
Voambolana  6 Finoana
Mpanahaka  7 sikidyalanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02